# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanohy nivavaka ireo mpino. # tao an-tanàna "tao an-tanàna" tanànan'i Jerosalema. # mpanomponareo masina "i Jesosy izay nanompo anao amin-pahatokiana" # hanao izay rehetra tapakin'ny tanana sy fanirianareo Ny teny hoe "tanana" eto dia manambara ny herin'Andriamanitra. Fanampin'izany, ny fehezanteny hoe : " hanao izay rehetra tapakin'ny tanana sy fanirianareo"dia mampiseho ny herin'Andriamanitra sy ny fikasany. DH: "hanao izay rehetra tapakareo satria Ianao dia mahery ary efa nanantateraka izay rehetra nokainao"