plt_tn/act/04/01.md

28 lines
970 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireo mpitarika relijiozy dia nisambotra an'i Petera sy Jaona taorian'ny nanasitranan'izy reo ilay lehilahy izay nalemy hatrany am-piterahana.
# Tezitra mafy izy ireo
"indrindra ireo Sadoseo izay tezitra momban'izay nolazain'i Petera sy Jaona satria izy ireo dia tsy mino ny fitsanganana amin'ny maty.
# nitory ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny alalan'i Jesos
I Petera sy Jaona dia niteny fa Andriamanitra dia hampitsangana ny olona amin'ny fahafatesana tahaka ny nananganany an'Jesosy Kristy tamin'ny maty'
# Nosamborina izy ireo
"Ireo mpisorona sy ny kapitenin'ny tempoly ary ireo Sadoseo no nisambotra an'i Petera sy Jaona"
# mandrapahatongan'ny maraina
araka ny fomba dia tsy azo natao ny nametraka fanontaniana olona mandritran'ny alina.
# ny isan'ireo lehilahy izay nino
Izany dia maneho fa lehilahy ihany ary tsy nisy isan'ny zaza aman-behivavy nino.
# dimy arivo teo ho eo
"nitombo ho manodidina ny dimy arivo"