plt_tn/act/04/01.md

970 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireo mpitarika relijiozy dia nisambotra an'i Petera sy Jaona taorian'ny nanasitranan'izy reo ilay lehilahy izay nalemy hatrany am-piterahana.

Tezitra mafy izy ireo

"indrindra ireo Sadoseo izay tezitra momban'izay nolazain'i Petera sy Jaona satria izy ireo dia tsy mino ny fitsanganana amin'ny maty.

nitory ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny alalan'i Jesos

I Petera sy Jaona dia niteny fa Andriamanitra dia hampitsangana ny olona amin'ny fahafatesana tahaka ny nananganany an'Jesosy Kristy tamin'ny maty'

Nosamborina izy ireo

"Ireo mpisorona sy ny kapitenin'ny tempoly ary ireo Sadoseo no nisambotra an'i Petera sy Jaona"

mandrapahatongan'ny maraina

araka ny fomba dia tsy azo natao ny nametraka fanontaniana olona mandritran'ny alina.

ny isan'ireo lehilahy izay nino

Izany dia maneho fa lehilahy ihany ary tsy nisy isan'ny zaza aman-behivavy nino.

dimy arivo teo ho eo

"nitombo ho manodidina ny dimy arivo"