plt_tn/act/02/34.md

614 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Namarana ny teniny tamin'ireo Jiosy izay natombony tao amin'ny 1:15 i Petera.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

naka izay voalazan'ny Salamon'i Davida indray i Petera. Tsy niresaka momban'ny tenany i Davida tamin'io Salamo io.

mandra-panaovako ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao

Izany dia manambara fa Andriamanitra dia handresy an'ireo fahavaloin'ny Messia ary hanao azy ireo ho fitaovana. DH: "Mandra-panaovako anao ho mpandresy ambonin'ireo fahavalonao"

ny tranon' Israely

Io dia maneho ny firenena Israely manontolo .Azo hadika hoe: "ireo israelita rehetra"