# Fampifandraisana ny foto-kevitra Namarana ny teniny tamin'ireo Jiosy izay natombony tao amin'ny 1:15 i Petera. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny naka izay voalazan'ny Salamon'i Davida indray i Petera. Tsy niresaka momban'ny tenany i Davida tamin'io Salamo io. # mandra-panaovako ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao Izany dia manambara fa Andriamanitra dia handresy an'ireo fahavaloin'ny Messia ary hanao azy ireo ho fitaovana. DH: "Mandra-panaovako anao ho mpandresy ambonin'ireo fahavalonao" # ny tranon' Israely Io dia maneho ny firenena Israely manontolo .Azo hadika hoe: "ireo israelita rehetra"