plt_tn/act/02/27.md

908 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nofaranan'i Petera ny filazana an'Davida

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Hatramin'y nilazan'iPetera fa i Davida no niteny ireo teny momban'i Jesosy ireo dia ny teny hoe: "ahy," "iray Masina," ary "izaho"dia maneho an'Jesosy sy ireo teniny "ianao"sy "anao" dia maneho an'Andriamanitra.

ary tsy hamela ny Iray Masinao ho lo ianao

Ilay Messia, Jesosy, dia maneho ny tenany miaraka amin'ny teny hoe "Iray Masina." DH: "na ianao hamela ahy Iray Masinao ahita ny faharavana"

ahita lo

Eto ny teny "ahita" dia midika hoe niaina ireo zavatra. Ny teny "lo" dia maneho faharavan'ny vatana aorian'ny fahafatesana. DH: "ho lo"

ireo lalan'ny fiainana

Ireo lalana izay mitarika amin'ny fiainana

hameno fifaliana ahy amin'ny endrikao

Eto ny teny "endrika"dia maneho ny fanatrehan'Andriamanitra. DH: "tena faly rehefa mahita Anao"na "tena faly aho rehefa eo Ianao"