# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nofaranan'i Petera ny filazana an'Davida # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Hatramin'y nilazan'iPetera fa i Davida no niteny ireo teny momban'i Jesosy ireo dia ny teny hoe: "ahy," "iray Masina," ary "izaho"dia maneho an'Jesosy sy ireo teniny "ianao"sy "anao" dia maneho an'Andriamanitra. # ary tsy hamela ny Iray Masinao ho lo ianao Ilay Messia, Jesosy, dia maneho ny tenany miaraka amin'ny teny hoe "Iray Masina." DH: "na ianao hamela ahy Iray Masinao ahita ny faharavana" # ahita lo Eto ny teny "ahita" dia midika hoe niaina ireo zavatra. Ny teny "lo" dia maneho faharavan'ny vatana aorian'ny fahafatesana. DH: "ho lo" # ireo lalan'ny fiainana Ireo lalana izay mitarika amin'ny fiainana # hameno fifaliana ahy amin'ny endrikao Eto ny teny "endrika"dia maneho ny fanatrehan'Andriamanitra. DH: "tena faly rehefa mahita Anao"na "tena faly aho rehefa eo Ianao"