forked from WA-Catalog/plt_tn
40 lines
1.8 KiB
Markdown
40 lines
1.8 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Nanohy ny teniny izay natombony tao amin' ny 1:15 tamin'ireo Jiosy i Petera.
|
|
|
|
# henoy izao teny izao
|
|
|
|
"henoy izay ho lazaiko"
|
|
|
|
# olona nampisehoana anareo tamin'ny alalan'Andriamanitra mba ho marina amin'ireo asa lehibe, ireo fahagagana, ary ireo famantarana
|
|
|
|
Io dia manambara fa Andriamanitra dia nanaporofo fa izy dia nametraka an'i Jesosy amin'ny asany amin'ny fanaovana fahagagana maro.
|
|
|
|
# dia natolotry ny drafitr'Andriamanitra izay efa nomanina mialoha sy ny fahalalany
|
|
|
|
Io dia manambara fa Andriamanitra dia efa nanomana sy nahafantatra izay hitranga amin'i Jesosy. DH: "satria Andriamanitra dia efa nanomana sy nahafantatra mialohan'ny zava-drehetra izay zavatra hitranga"
|
|
|
|
# Io lehilahy io dia natolotra
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany: 1) namadika an'i Jesosy ianao ary nanolotra azy ho amin'ireo fahavalony"na 2) "I Jodasy dia namitaka an'i Jesosy hoanareo"
|
|
|
|
# ary ny tanan'ny mpandika lalàna sy ianareo, namono azy
|
|
|
|
raha ny marina na dia namono an'i Jesosy ary ireo "mpandika lalàna", i Petera dia niampanga ny vahoaka ho namono Azy satria izy ireo no nangataka ny fahafatesany.
|
|
|
|
# ny tanan'ny mpandika lalàna
|
|
|
|
"tamin'ny alalan'ireo mpandika lalàna ," tamin'alalan'ny fahefan'ireo mpandika lalàna" na "tamin'ny fampiasana ireo mpandika lalàna"
|
|
|
|
# nanafaka Azy tamin'ireo fanaintainan'ny fahafatesana, satria sarotra ho Azy ny niala tamin'izany
|
|
|
|
I Petera dia niresaka ny fahafatesana tahaka ny olona izay mangeja ny olona sy mitarika azy ireo hijaly.
|
|
|
|
# nanafaka Azy tamin'ireo fanaintainan'ny fahafatesana
|
|
|
|
I Petera dia niresaka momban'ny fahafatesana tahaka ny hoe mamatotra ny olona amin'ny tadim-pijaliana. DH: "nanala Azy tamin'ny fijaliana izay naterakin'ny fahafatesana"
|
|
|
|
# sarotra ho Azy ny niala tamin'izany
|
|
|
|
"sarotra ho Azy ny niala tamin'izany." izany dia afaka hadika koa hoe: "ny fahafatesana dia tokony nangeja Azy"
|