plt_tn/act/02/22.md

1.8 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy ny teniny izay natombony tao amin' ny 1:15 tamin'ireo Jiosy i Petera.

henoy izao teny izao

"henoy izay ho lazaiko"

olona nampisehoana anareo tamin'ny alalan'Andriamanitra mba ho marina amin'ireo asa lehibe, ireo fahagagana, ary ireo famantarana

Io dia manambara fa Andriamanitra dia nanaporofo fa izy dia nametraka an'i Jesosy amin'ny asany amin'ny fanaovana fahagagana maro.

dia natolotry ny drafitr'Andriamanitra izay efa nomanina mialoha sy ny fahalalany

Io dia manambara fa Andriamanitra dia efa nanomana sy nahafantatra izay hitranga amin'i Jesosy. DH: "satria Andriamanitra dia efa nanomana sy nahafantatra mialohan'ny zava-drehetra izay zavatra hitranga"

Io lehilahy io dia natolotra

Ireo mety ho dikany: 1) namadika an'i Jesosy ianao ary nanolotra azy ho amin'ireo fahavalony"na 2) "I Jodasy dia namitaka an'i Jesosy hoanareo"

ary ny tanan'ny mpandika lalàna sy ianareo, namono azy

raha ny marina na dia namono an'i Jesosy ary ireo "mpandika lalàna", i Petera dia niampanga ny vahoaka ho namono Azy satria izy ireo no nangataka ny fahafatesany.

ny tanan'ny mpandika lalàna

"tamin'ny alalan'ireo mpandika lalàna ," tamin'alalan'ny fahefan'ireo mpandika lalàna" na "tamin'ny fampiasana ireo mpandika lalàna"

nanafaka Azy tamin'ireo fanaintainan'ny fahafatesana, satria sarotra ho Azy ny niala tamin'izany

I Petera dia niresaka ny fahafatesana tahaka ny olona izay mangeja ny olona sy mitarika azy ireo hijaly.

nanafaka Azy tamin'ireo fanaintainan'ny fahafatesana

I Petera dia niresaka momban'ny fahafatesana tahaka ny hoe mamatotra ny olona amin'ny tadim-pijaliana. DH: "nanala Azy tamin'ny fijaliana izay naterakin'ny fahafatesana"

sarotra ho Azy ny niala tamin'izany

"sarotra ho Azy ny niala tamin'izany." izany dia afaka hadika koa hoe: "ny fahafatesana dia tokony nangeja Azy"