plt_tn/act/02/18.md

503 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy izay nolazain'ny mpaminany Joela i Petera.

mpanompoko lahy sy ny mpanompoko vavy

"na mpanompo lahy na vavy." Ireo teny ireo dia manamafy fa Andriamanitra dia handatsaka ny fanahy amin'ny mpanompony rehetra lahy sy vavy.

Halatsako ny Fanahiko

Eto ny teny hoe "halatsako" dia midika hoe omena am-pitiavana. DH: "omeko ny fanahiko ny olona rehetra."Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 2:16

enton-tsetroka

"setroka manify" na "setroka miendrika rahona"