plt_tn/act/02/18.md

16 lines
503 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanohy izay nolazain'ny mpaminany Joela i Petera.
# mpanompoko lahy sy ny mpanompoko vavy
"na mpanompo lahy na vavy." Ireo teny ireo dia manamafy fa Andriamanitra dia handatsaka ny fanahy amin'ny mpanompony rehetra lahy sy vavy.
# Halatsako ny Fanahiko
Eto ny teny hoe "halatsako" dia midika hoe omena am-pitiavana. DH: "omeko ny fanahiko ny olona rehetra."Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 2:16
# enton-tsetroka
"setroka manify" na "setroka miendrika rahona"