plt_tn/act/02/16.md

657 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Eto i Petera dia miteny azy ireo andalana iray momban'ilay zavatra nosoratan'ny mpaminany Joela tao amin'ny Testamenta Taloha izay mifandray amin'izay zava-nitranga niaraka tamin'ireo fiteny izay napesain'ireo mpino. Izany dia nosoratana tahaka ny poesia.

Fa izao ilay voalaza tamin'i Joela mpaminany

Izany dia azo hadika hoe: "Izany no nolazain'Andriamanitra tamin'ny mpaminany Joela ho soratany"

Izany dia ho amin'ny

"Izany no hitranga" na "Izao no hoataoko"

Halatsako amin'ny olona rehetra ny Fanahiko

Eto ny teny hoe "halatsako" dia midika hoe omena am-pitiavana. DH: "omeko ny fanahiko ny olona rehetra