# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Eto i Petera dia miteny azy ireo andalana iray momban'ilay zavatra nosoratan'ny mpaminany Joela tao amin'ny Testamenta Taloha izay mifandray amin'izay zava-nitranga niaraka tamin'ireo fiteny izay napesain'ireo mpino. Izany dia nosoratana tahaka ny poesia. # Fa izao ilay voalaza tamin'i Joela mpaminany Izany dia azo hadika hoe: "Izany no nolazain'Andriamanitra tamin'ny mpaminany Joela ho soratany" # Izany dia ho amin'ny "Izany no hitranga" na "Izao no hoataoko" # Halatsako amin'ny olona rehetra ny Fanahiko Eto ny teny hoe "halatsako" dia midika hoe omena am-pitiavana. DH: "omeko ny fanahiko ny olona rehetra