plt_tn/act/02/05.md

1.3 KiB

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy faha 5 dia manome fampafantarana fototra momban'ireo hamaroan'ieo Jiosy izay niaina tao Jerosalema, maro tamin'ireo izay nanatrika tamin'io tranga io.

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy ireo" dia manambara ireo mpino; ny teny hoe"izy" dia manambara ireo olona tsirairay tao anatin'ny maro.

olon'Andriamanitra

eto ny "olon'Andriamanitra" dia manambara ireo olona izay nanolo-tena amin'ny fiderana an'Andriamanitra ary mankatoa ireo lalàna rehetra an'ireo Jiosy.

'ny firenena rehetra ambanin'ny lanitra

"'ny firenena rehetra ambanin'ny lanitra" Io dia hitatra izay hampisongadinana fa avy tamin'ireo firenena samihafa ireo olona. DH: "firenena maro samihafa"

Rehefa nandre izany feo izany

Io dia manambara ilay feo izay nitovy tamin'ny tso-drivotra mafy. DH: "Rehefa nandre izany feo izany izy ireo"

vahoaka

"olana maro be"

Izy ireo dia talanjona sy gaga;

Ireo teny roa ireo dia mitovy ny dikany. Ny fitambaran'izy ireo dia manansongadina ny herin'ny fahatalanjonana. DH: "Izy ireo dia tena talanjona"

Marina, fa tsy ireo rehetra miteny ireo ve no Galileanina?

nametraka io fanontaniana io ireo olona mba nanehon'izy ireo ny fahatalanjonan'izy ireo. Azo havadika ho toy izao koa io fanontaniana io. DH: "Ny ankamaroan'ireo Galileanina ireo dia mety tsy ahafantatra ny fitenintsika!"