plt_tn/act/01/06.md

841 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe: "Izy ireo"dia milaza ireo Apostoly

Izao ve no fotoana hamerenanao ny fanjakana ho an'Israely

"hoataonao fanjakana lehibe indray ve i Israely ankehitriny"

ny fotoana na ireo vanin'andro

Ireo mety ho dikany 1) ny teny hoe: " ny fotoana na ireo vanin'andro"dia manambara karazana fotoana. DH: "ny fotoana amin'ny ankapobeny na daty voafaritra" na 2) ireo teny roa ireo amin'ny ankapobeny dia mitovy hevitra. DH: "ilay fotoana voafaritrra mazava"

hahazo hery ianareo, ka ho lasa vavolombeloko

Ireo Apostoly dia handray hery izay ahafahan'izy ireo mijoro ho vavolombelon'i Jesosy. DH: "Hampahery anareo Andriamanitra ... mba ho vavolombeloko

hatrany am-paran-tany

Ireo mety ho dikany 1) "manerana izao tontolo" na 2) "hatrany amin'ireo toerana lavitra indrindra eto an-tany