# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe: "Izy ireo"dia milaza ireo Apostoly # Izao ve no fotoana hamerenanao ny fanjakana ho an'Israely "hoataonao fanjakana lehibe indray ve i Israely ankehitriny" # ny fotoana na ireo vanin'andro Ireo mety ho dikany 1) ny teny hoe: " ny fotoana na ireo vanin'andro"dia manambara karazana fotoana. DH: "ny fotoana amin'ny ankapobeny na daty voafaritra" na 2) ireo teny roa ireo amin'ny ankapobeny dia mitovy hevitra. DH: "ilay fotoana voafaritrra mazava" # hahazo hery ianareo, ka ho lasa vavolombeloko Ireo Apostoly dia handray hery izay ahafahan'izy ireo mijoro ho vavolombelon'i Jesosy. DH: "Hampahery anareo Andriamanitra ... mba ho vavolombeloko # hatrany am-paran-tany Ireo mety ho dikany 1) "manerana izao tontolo" na 2) "hatrany amin'ireo toerana lavitra indrindra eto an-tany