plt_tn/act/01/01.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Manazava ny antony nanoratany an'i Teofilo i Lioka
# Ny boky nosoratako teo aloha
Ilay boky taloha dia ny Filazantsaran'i Lioka
# Teofilo
I Lioka dia nanoratra io boky io hoan'ilay lehilahy nantsoina hoe Teofilo. Misy amin'ireo fandikan-teny no manaraka ny fomban'ny kolontsain'izy ireo amin'ny fandefasana taratasy ary manoratra hoe "Ry Teofilo" any amin'ny fiantombohan'ny fehezanteny. Ny Teofilo dia midika hoe: "naman'Andriamanitra" (Jereo: fandikan-tenin'ireo anarana)
# hatramin' ny andro nampiakarana Azy
Io dia manambara ny fiakaran'i Jesosy tany an-danitra. DH: "mandrapaha-tonga ny andro nampiakaranAndriamanitra Azy tany an-danitra" na "mandrapaha-tonga ilay andro izay hiakarany any an-danitra"
# Nandidy ireo Apostoly tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina
Ny Fanahy Masina no nitarika an'Jesosy hampianatra ireo zavatra sasany tamin'ireo Apostoly
# Taorian'ny fijaliana
Io dia manambara ny fijalian'i Jesosy sy ny nahafatesany teo amin'ny hazo fijaliana
# nampiseho ny tenany velona tamin'izy ireo Izy
Niseho tamin'ireo Apostoliny sy tamin'ireo mpianany hafa i Jesosy