forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
624 B
Markdown
16 lines
624 B
Markdown
# Manana fahatokiana izahay
|
|
|
|
"Manana finoana izahay" na "mino izahay."
|
|
|
|
# Hitarika ny fonareo
|
|
|
|
Paoly dia nampahafantatra ny Tompo mba hampirisihana ireo Kristiana hitia an'Andriamanitra toy ny hoe mitarika azy ireo amin'ny lalana. DH: "manampy anareo ahalala."
|
|
|
|
# Fo
|
|
|
|
Izany dia fanoharana ho an'ny fihetseham-po na sitrapo, izay mifehy ny fitiavana sy ny fahatokiana.
|
|
|
|
# Amin'ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fijalian'i Kristy
|
|
|
|
Paoly dia miresaka ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fiaretan'i Kristy toy ny hoe tanjona amin'ny lalana. "toy ny ahoana ny halehiben'ny fitiavan'Andriamanitra anao sy ny niaretan'i Kristy ho anao."
|