plt_tn/2th/03/04.md

624 B

Manana fahatokiana izahay

"Manana finoana izahay" na "mino izahay."

Hitarika ny fonareo

Paoly dia nampahafantatra ny Tompo mba hampirisihana ireo Kristiana hitia an'Andriamanitra toy ny hoe mitarika azy ireo amin'ny lalana. DH: "manampy anareo ahalala."

Fo

Izany dia fanoharana ho an'ny fihetseham-po na sitrapo, izay mifehy ny fitiavana sy ny fahatokiana.

Amin'ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fijalian'i Kristy

Paoly dia miresaka ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fiaretan'i Kristy toy ny hoe tanjona amin'ny lalana. "toy ny ahoana ny halehiben'ny fitiavan'Andriamanitra anao sy ny niaretan'i Kristy ho anao."