plt_tn/2th/02/13.md

1.5 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Nanova lohahevitra i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Paoly dia nisaotra an'Andriamanitra ny amin'ireo mpino ary nampahery azy ireo.

Fa

Paoly dia nampiasa io teny io eto mba hanamarihana ny fiovan'ny lohahevitra.

Izahay dia tokony manome fisaorana an'Andriamanitra foana

DH: "tokony manome fisaorana foana isika."

Izahay dia tokony

Eto ny hoe: "izahay" dia manondro an'i Paoly, Silasy, ary Timoty.

Ry rahalahy notiavin'ny Tompo

DH: "satria tia anareo ny Tompo, ry rahalahy."

Rahalahy

Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy. DH: "ireo rahalahy sy ireo anabavy."

Toy ireo voaloham-bokatra ho an'ny famonjena

"Mba ho anisan'ireo olona voalohany hino an'i Jesosy ary ho voavonjy."

Amin'ny fanamasinana ny Fanahy

"Ary hampiavaka anareo amin'ny tenany amin'ny alalan'ny fanahiny."

Finoana ny fahamarinana

"Matoky ny fahamarinana" na "fahatokiana ny marina."

Ka noho izany, ry rahalahy, mijoroa mafy

Paoly dia nampirisika ireo mpino mba hihazona mafy ny finoany an'i Jesosy.

Tazomy ireo fahamarinana

Eto ny "fahamarinana" dia manondro ny fahamarinan'i Kristy izay nampianarin'i Paoly sy ireo Apostoly hafa. Paoly dia miresaka azy ireny ho toy ny hoe azon'ireo mpamakiny tazomina amin'ny tanany. DH: "Tadidio ny fahamarinana."

Izay nampianarina anareo

DH: "izahay dia nampianatra anao."

Na tamin'ny teny na tamin'ny taratasinay

DH: "na amin'ny zavatra nampianarinay anao manokana na amin'izay nosoratanay ho anao an-taratasy."