plt_tn/2th/02/13.md

56 lines
1.5 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Nanova lohahevitra i Paoly.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia nisaotra an'Andriamanitra ny amin'ireo mpino ary nampahery azy ireo.
# Fa
Paoly dia nampiasa io teny io eto mba hanamarihana ny fiovan'ny lohahevitra.
# Izahay dia tokony manome fisaorana an'Andriamanitra foana
DH: "tokony manome fisaorana foana isika."
# Izahay dia tokony
Eto ny hoe: "izahay" dia manondro an'i Paoly, Silasy, ary Timoty.
# Ry rahalahy notiavin'ny Tompo
DH: "satria tia anareo ny Tompo, ry rahalahy."
# Rahalahy
Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy. DH: "ireo rahalahy sy ireo anabavy."
# Toy ireo voaloham-bokatra ho an'ny famonjena
"Mba ho anisan'ireo olona voalohany hino an'i Jesosy ary ho voavonjy."
# Amin'ny fanamasinana ny Fanahy
"Ary hampiavaka anareo amin'ny tenany amin'ny alalan'ny fanahiny."
# Finoana ny fahamarinana
"Matoky ny fahamarinana" na "fahatokiana ny marina."
# Ka noho izany, ry rahalahy, mijoroa mafy
Paoly dia nampirisika ireo mpino mba hihazona mafy ny finoany an'i Jesosy.
# Tazomy ireo fahamarinana
Eto ny "fahamarinana" dia manondro ny fahamarinan'i Kristy izay nampianarin'i Paoly sy ireo Apostoly hafa. Paoly dia miresaka azy ireny ho toy ny hoe azon'ireo mpamakiny tazomina amin'ny tanany. DH: "Tadidio ny fahamarinana."
# Izay nampianarina anareo
DH: "izahay dia nampianatra anao."
# Na tamin'ny teny na tamin'ny taratasinay
DH: "na amin'ny zavatra nampianarinay anao manokana na amin'izay nosoratanay ho anao an-taratasy."