forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.0 KiB
Markdown
28 lines
1.0 KiB
Markdown
# Ilay tena mpandika lalàna dia ho aseho
|
|
|
|
Izany dia afaka atao tso-drafitra. DH: "ary Andriamanitra dia hamela ilay tena mpandika lalàna haneho ny tenany.
|
|
|
|
# Amin'ny fofonain'ny vavany
|
|
|
|
Eto ny hoe: "fofon'aina" dia maneho ny herin'Andriamanitra. DH: "amin'ny alalan'ny teny lazainy."
|
|
|
|
# Hitondra azy amin'ny tsy misy dikany amin'ny alalan'ny fisehoan'ny fiaviany
|
|
|
|
Rehefa niverina eto an-tany i Jesosy ary nampiseho ny tenany, dia handresy ilay tena mpandika lalàna izy.
|
|
|
|
# Amin'ny hery rehetra, ireo famantarana, ary ireo fahagagana tsy marina
|
|
|
|
"Amin'ny karazan-kery rehetra, famantarana, ary fahagagana sandoka."
|
|
|
|
# Ary miaraka amin'ny fitaka rehetra ny amin'ny tsy fahamarinana
|
|
|
|
Izany olona izany dia hampiasa ny karazana ratsy rehetra hamitahana ny olona mba hino azy fa tsy Andriamanitra.
|
|
|
|
# Ireo zavatra ireo dia ho an'ireo izay very
|
|
|
|
Io lehilahy izay nahazo hery tamin'i satana io dia hamitaka izay rehetra tsy mino an'i Jesosy.
|
|
|
|
# Ireo izay very
|
|
|
|
Eto ny hoe: "very" dia manana fiheverana ny mandrakizay na fandringanana mandrakizay.
|