plt_tn/2th/02/08.md

1.0 KiB

Ilay tena mpandika lalàna dia ho aseho

Izany dia afaka atao tso-drafitra. DH: "ary Andriamanitra dia hamela ilay tena mpandika lalàna haneho ny tenany.

Amin'ny fofonain'ny vavany

Eto ny hoe: "fofon'aina" dia maneho ny herin'Andriamanitra. DH: "amin'ny alalan'ny teny lazainy."

Hitondra azy amin'ny tsy misy dikany amin'ny alalan'ny fisehoan'ny fiaviany

Rehefa niverina eto an-tany i Jesosy ary nampiseho ny tenany, dia handresy ilay tena mpandika lalàna izy.

Amin'ny hery rehetra, ireo famantarana, ary ireo fahagagana tsy marina

"Amin'ny karazan-kery rehetra, famantarana, ary fahagagana sandoka."

Ary miaraka amin'ny fitaka rehetra ny amin'ny tsy fahamarinana

Izany olona izany dia hampiasa ny karazana ratsy rehetra hamitahana ny olona mba hino azy fa tsy Andriamanitra.

Ireo zavatra ireo dia ho an'ireo izay very

Io lehilahy izay nahazo hery tamin'i satana io dia hamitaka izay rehetra tsy mino an'i Jesosy.

Ireo izay very

Eto ny hoe: "very" dia manana fiheverana ny mandrakizay na fandringanana mandrakizay.