plt_tn/2th/02/05.md

777 B

Tsy tadidinareo ve ... ireo zavatra ireo?

Paoly dia nampiasa fanontaniana mba entina hampahatsiahivana azy ireo ny fampianarany fony izy niaraka tamin'izy ireo taloha. Izany dia afaka atao hoe fanambarana. DH: "Azoko antoka fa tadidinareo ... ireo zavatra ireo."

Ireo zavatra ireo

Izany dia manondro ny fiverenan'i Jesosy, ny andron'ny Tompo, ary ny lehilahy mpandika lalàna.

Hisehoany amin'ny fotoana mety irery ihany

DH: "Andriamanitra dia hampiseho ny lehilahy mpandika lalàna rehefa tonga ny fotoana mety."

Zava-miafin'ny fandikan-dalàna

Izany dia manondro ny tsiambaratelo sarobidy izay Andriamanitra irery no mahalala.

Misakana azy

Ny fisakanana olona iray dia ny fitazomana azy ireo hiverina na mitazona azy ireo amin'ny fanaovana izay tiany atao.