forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
718 B
Markdown
20 lines
718 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Raha mbola manohy i Paoly, dia miresaka momba an'Andriamanitra marina izy.
|
|
|
|
# Marina amin'Andriamanitra
|
|
|
|
"Andriamanitra dia marina" na "marina Andriamanitra."
|
|
|
|
# Fitsaharana ho anareo
|
|
|
|
Afaka hazavainao fa Andriamanitra ilay iray izay afaka manome fitsaharana. DH: "ary Andriamanitra hanome fitsaharana ho anareo."
|
|
|
|
# Ireo anjelin'ny heriny
|
|
|
|
"Anjely maherin'Andriamanitra."
|
|
|
|
# Ao amin'ny afo miredareda no hanaovany ny valifaty amin'ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra sy amin'ireo izay
|
|
|
|
"Izy dia hanasazy amin'ny afo mandoro ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra sy ireo izay" na "ary amin'ny afo mandoro no hanasaziany ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra sy ireo izay."
|