plt_tn/2th/01/06.md

718 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Raha mbola manohy i Paoly, dia miresaka momba an'Andriamanitra marina izy.

Marina amin'Andriamanitra

"Andriamanitra dia marina" na "marina Andriamanitra."

Fitsaharana ho anareo

Afaka hazavainao fa Andriamanitra ilay iray izay afaka manome fitsaharana. DH: "ary Andriamanitra hanome fitsaharana ho anareo."

Ireo anjelin'ny heriny

"Anjely maherin'Andriamanitra."

Ao amin'ny afo miredareda no hanaovany ny valifaty amin'ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra sy amin'ireo izay

"Izy dia hanasazy amin'ny afo mandoro ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra sy ireo izay" na "ary amin'ny afo mandoro no hanasaziany ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra sy ireo izay."