plt_tn/2th/01/01.md

824 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Paoly no mpanoratra ity taratasy ity, fa nefa izy dia mampiditra an'i Silasy sy i Timoty ho mpandefa ny taratasy. Izy dia nanomboka tamin'ny fiarahabana ny fiangonana tany Tesalonika.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny teny hoe: "isika" sy "antsika" dia manondro an'i Paoly, Silasy ary Timoty, raha tsy hoe misy fanamarahina. Ary ihany koa, ny teny hoe: "ianareo" dia milaza zavatra maro ary manondro ireo mpino ao amin'ny fiangonan'ny Tesalonika.

Silasy

Izany dia avy amin'ny teny latina hoe "Silas." Izy ihany no olona voatanisa ao amin'ny bokin'ny Asan'ny Apostoly toy ny mpiara-dia amin'i Paoly.

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo

Paoly dia matetika mampiasa io fiarahabana io amin'ny taratasiny.