plt_tn/2sa/24/21.md

12 lines
386 B
Markdown

# mba hialan'ny areti-mandringana eo amin'ny vahoaka
DH: "mba hanalan'i Yaveh izao areti-mandringana izao amin'ny vahoaka"
# Ataovy amin'izany izay tsara eo imasonao
Ny andianteny hoe "eo imasonao" dia manambara ny hevitr'i Davida. DH: "Ataovy amin'izany izay heverinao fa tsara"
# fivelezam-bary
takelaka mavesatra nampiasaina mba hanasarahana ny voam-bary amin'ny ambin'ny vary.