plt_tn/2sa/24/21.md

386 B

mba hialan'ny areti-mandringana eo amin'ny vahoaka

DH: "mba hanalan'i Yaveh izao areti-mandringana izao amin'ny vahoaka"

Ataovy amin'izany izay tsara eo imasonao

Ny andianteny hoe "eo imasonao" dia manambara ny hevitr'i Davida. DH: "Ataovy amin'izany izay heverinao fa tsara"

fivelezam-bary

takelaka mavesatra nampiasaina mba hanasarahana ny voam-bary amin'ny ambin'ny vary.