plt_tn/2sa/24/17.md

12 lines
617 B
Markdown

# Efa nanota aho, ary ratsy fitondran-tena
Ireo andianteny ireo dia midika zavatra iray ihany ary natambatra mba ho fanasongadinana. DH: "Efa nanota indrindra aho"
# Nefa ireo ondry ireo, inona no nataony?
Mampiasa io fanontaniana io i Davida ary mampitahy ny vahoaka amin'ny ondry mba hanindriana fa tsy nanao zavatra tsy nety izy ireo. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Tsy nanao zavatra tsy nety ireo vahoaka tsotra ireo."
# Aoka re mba izaho sy ny ankohonan-draiko no ho sazian'ny tananao
Eto ny sarinteny hoe "tanana" dia manondro ny fahefana. DH: "Mba izaho re no sazio"