plt_tn/2sa/24/17.md

617 B

Efa nanota aho, ary ratsy fitondran-tena

Ireo andianteny ireo dia midika zavatra iray ihany ary natambatra mba ho fanasongadinana. DH: "Efa nanota indrindra aho"

Nefa ireo ondry ireo, inona no nataony?

Mampiasa io fanontaniana io i Davida ary mampitahy ny vahoaka amin'ny ondry mba hanindriana fa tsy nanao zavatra tsy nety izy ireo. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Tsy nanao zavatra tsy nety ireo vahoaka tsotra ireo."

Aoka re mba izaho sy ny ankohonan-draiko no ho sazian'ny tananao

Eto ny sarinteny hoe "tanana" dia manondro ny fahefana. DH: "Mba izaho re no sazio"