plt_tn/2sa/24/15.md

984 B

fotoana voatondro

Io dia fotoana nanapahan'Andriamanitra hevitra hanatsaharana ny areti-mandringana.

fito alina

"70.000"

nanomboka tao Dana ka hatrany Beri-sheba

Eto ny fanononana ny tanànan'i Dana any amin'ny farany avaratra sy ny tanànan'i Beriseba any amin'ny farany atsimo dia midika hoe ny firenen'i Israely manontolo.

Rehefa naninjitra ny tanany nankany Jerosalema mba hamotika izany ny anjely

Eto ny sarinteny hoe "tanana" dia midika hoe ny herin'ilay anjely. DH: "efa andeha hamotika ny vahoakan'i Jerosalema ilay anjely"

niova hevitra nohon'ny ratsy

Izany dia midika fa natsahatr'i Yaveh ny ratsy izay nasiany nataon'ny anjely. DH: "Nahatsapa nalahelo momba ny ratsy i Yaveh"

Ahemory ny tananao izao

Ny sarinteny hoe "tanana'' dia midika hoe ny herin'ilay anjely. DH: "Aza manisy ratsy azy ireo intsony"

Araona

Io dia anaran-dehilahy.

famoloana

Ny famoloana dia velaran-tany mafy, fisaka izay hanasarahana ny vary azo hohanina amin'ny akofa.