plt_tn/2sa/24/15.md

32 lines
984 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# fotoana voatondro
Io dia fotoana nanapahan'Andriamanitra hevitra hanatsaharana ny areti-mandringana.
# fito alina
"70.000"
# nanomboka tao Dana ka hatrany Beri-sheba
Eto ny fanononana ny tanànan'i Dana any amin'ny farany avaratra sy ny tanànan'i Beriseba any amin'ny farany atsimo dia midika hoe ny firenen'i Israely manontolo.
# Rehefa naninjitra ny tanany nankany Jerosalema mba hamotika izany ny anjely
Eto ny sarinteny hoe "tanana" dia midika hoe ny herin'ilay anjely. DH: "efa andeha hamotika ny vahoakan'i Jerosalema ilay anjely"
# niova hevitra nohon'ny ratsy
Izany dia midika fa natsahatr'i Yaveh ny ratsy izay nasiany nataon'ny anjely. DH: "Nahatsapa nalahelo momba ny ratsy i Yaveh"
# Ahemory ny tananao izao
Ny sarinteny hoe "tanana'' dia midika hoe ny herin'ilay anjely. DH: "Aza manisy ratsy azy ireo intsony"
# Araona
Io dia anaran-dehilahy.
# famoloana
Ny famoloana dia velaran-tany mafy, fisaka izay hanasarahana ny vary azo hohanina amin'ny akofa.