plt_tn/2sa/24/11.md

383 B

tonga tamin'i Gada mpaminany, mpahitan'i Davida ny tenin'i Yaveh

Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny i Yaveh. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 7:3. DH: "Niteny ny hafany i Yaveh"

ny tenin'i Yaveh

Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. DH: "ny hafatr'i Yaveh"

mpahitan'i Davida

Io dia midika fa i Gada no mpaminany ofisialy amin'ny lapan'ny mpanjaka.