plt_tn/2sa/24/11.md

12 lines
383 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tonga tamin'i Gada mpaminany, mpahitan'i Davida ny tenin'i Yaveh
Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny i Yaveh. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 7:3. DH: "Niteny ny hafany i Yaveh"
# ny tenin'i Yaveh
Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. DH: "ny hafatr'i Yaveh"
# mpahitan'i Davida
Io dia midika fa i Gada no mpaminany ofisialy amin'ny lapan'ny mpanjaka.