plt_tn/2sa/23/22.md

20 lines
589 B
Markdown

# izany asa lehibe izany
"nanao ireo asa mahery ireo"
# ary nankalazaina niaraka tamin'ireo telo lahy mahery izy
DH: "nidera azy tahaka ny niderany ireo telo lahy mahery izy ireo"
# Nalaza noho ireo miaramila telo-polo izy amin'ny ankapobeny, kanefa tsy dia tena nalaza tahaka ireo miaramila telo sangany indrindra
"Nalaza kokoa noho ireo miaramila 30 hafa ankoatran'ireo miaramila telo tsara indrindra izy"
# ireo miaramila telo sangany indrindra
Io dia manondro an'i Joseba-basebeta, Eleazara, sy Sama.
# mpiambina azy
vondrona miaramila niandraikitra ny fiambenana an'i Davida