plt_tn/2sa/23/22.md

589 B

izany asa lehibe izany

"nanao ireo asa mahery ireo"

ary nankalazaina niaraka tamin'ireo telo lahy mahery izy

DH: "nidera azy tahaka ny niderany ireo telo lahy mahery izy ireo"

Nalaza noho ireo miaramila telo-polo izy amin'ny ankapobeny, kanefa tsy dia tena nalaza tahaka ireo miaramila telo sangany indrindra

"Nalaza kokoa noho ireo miaramila 30 hafa ankoatran'ireo miaramila telo tsara indrindra izy"

ireo miaramila telo sangany indrindra

Io dia manondro an'i Joseba-basebeta, Eleazara, sy Sama.

mpiambina azy

vondrona miaramila niandraikitra ny fiambenana an'i Davida