plt_tn/2sa/23/18.md

24 lines
760 B
Markdown

# Abisay...Zeroia
Ireo no anaran'ireo lehilahy. Adikao tahaka ny ao amin'ny 2:18 ireo.
# kapitenin'izy telo
Io dia midika fa i Abisay no mpitarika azy telo izay nandeha ka naka rano ho an'i Davida.
# telo arivo lahy
"300 lahy"
# Voatonona matetika niaraka tamin'ireo miaramila telo izy
DH: "Notononin'ny olona matetika izy rehefa miresaka momba ireo telo lahy mahery fo izy ireo"
# Tsy nalaza noho ireo telo lahy ve izy?
Nampiasaina io fanontaniana io mba hanindriana fa tena nalaza tokoa izy.I o fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Nalaza kokoa noho izy telo aza izy."
# ireo miaramila telo lahy malaza indrindra
Io dia manondro an'i Joseba-basebeta, Eleazara, sy Sama. Tsy nalaza tahaka ireo miaramila ireo i Abisay.