plt_tn/2sa/23/18.md

760 B

Abisay...Zeroia

Ireo no anaran'ireo lehilahy. Adikao tahaka ny ao amin'ny 2:18 ireo.

kapitenin'izy telo

Io dia midika fa i Abisay no mpitarika azy telo izay nandeha ka naka rano ho an'i Davida.

telo arivo lahy

"300 lahy"

Voatonona matetika niaraka tamin'ireo miaramila telo izy

DH: "Notononin'ny olona matetika izy rehefa miresaka momba ireo telo lahy mahery fo izy ireo"

Tsy nalaza noho ireo telo lahy ve izy?

Nampiasaina io fanontaniana io mba hanindriana fa tena nalaza tokoa izy.I o fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Nalaza kokoa noho izy telo aza izy."

ireo miaramila telo lahy malaza indrindra

Io dia manondro an'i Joseba-basebeta, Eleazara, sy Sama. Tsy nalaza tahaka ireo miaramila ireo i Abisay.