plt_tn/2sa/23/09.md

453 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia manohy ny lisitry ny miaramila maherin'i Davida.

Niverina nanaraka an'i Eleazara ny tafika

Io dia midika fa niverina taorian'ny niverenan'i Eleazara avy any an'ady ny tafika. DH: "Ny tafik'Israely dia niverina avy any amin'ny sahan'ady taorian'ny efa nandresen'i Eleazara an'ady"

mba hanangona ireo faty fotsiny ihany

"mba haka izay tian'izy ireo alaina amin'ireo fatin'ny fahavalo fotsiny ihany"