plt_tn/2sa/23/09.md

12 lines
453 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity dia manohy ny lisitry ny miaramila maherin'i Davida.
# Niverina nanaraka an'i Eleazara ny tafika
Io dia midika fa niverina taorian'ny niverenan'i Eleazara avy any an'ady ny tafika. DH: "Ny tafik'Israely dia niverina avy any amin'ny sahan'ady taorian'ny efa nandresen'i Eleazara an'ady"
# mba hanangona ireo faty fotsiny ihany
"mba haka izay tian'izy ireo alaina amin'ireo fatin'ny fahavalo fotsiny ihany"