plt_tn/2sa/22/42.md

547 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.

Niantso vonjy izy ireo

"Niantso vonjy ireo fahavaloko"

niantso mafy an'i Yaveh izy ireo, saingy tsy namaly azy ireo Izy

Efa tonga tamin'izy ireo ny fotoan'ny fitsaran'i Yaveh.

toy ny vovoka amin'ny tany...toy ny fotaka eny amin'ny lalana

Io dia midika fa namotika ireo fahavalony tanteraka i Davida. Ireo andianteny roa hoe "toy ny vovoka amin'ny tany" sy ny hoe "toy ny fotaka eny amin'ny lalana" dia misy heviny iray ihany ary nampiasaina hanindriana.