plt_tn/2sa/22/42.md

16 lines
547 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.
# Niantso vonjy izy ireo
"Niantso vonjy ireo fahavaloko"
# niantso mafy an'i Yaveh izy ireo, saingy tsy namaly azy ireo Izy
Efa tonga tamin'izy ireo ny fotoan'ny fitsaran'i Yaveh.
# toy ny vovoka amin'ny tany...toy ny fotaka eny amin'ny lalana
Io dia midika fa namotika ireo fahavalony tanteraka i Davida. Ireo andianteny roa hoe "toy ny vovoka amin'ny tany" sy ny hoe "toy ny fotaka eny amin'ny lalana" dia misy heviny iray ihany ary nampiasaina hanindriana.