forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
552 B
Markdown
16 lines
552 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.
|
|
|
|
# ireo masonao dia manohitra ny mpirehareha
|
|
|
|
Eto ny sarinteny hoe "masonao" dia manondro izay hitan'i Yaveh. Io dia midika fa mijery ny olona mirehareha i Yaveh.
|
|
|
|
# ary ahetrinao izy ireny
|
|
|
|
"ary ravanao ny fireharehan'izy ireo"
|
|
|
|
# Ianao no faniloko, ry Yaveh. Manazava ny aiziko Yaveh.
|
|
|
|
Io sarinteny io dia mampitaha an'i Yaveh amin'ny fanilo, izay midika hoe manome hazavana sy fanampiana an'i Davida Izy mba hahita izy rehefa toa tsy misy fanantenana ny zavatra iray.
|