plt_tn/2sa/22/28.md

552 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.

ireo masonao dia manohitra ny mpirehareha

Eto ny sarinteny hoe "masonao" dia manondro izay hitan'i Yaveh. Io dia midika fa mijery ny olona mirehareha i Yaveh.

ary ahetrinao izy ireny

"ary ravanao ny fireharehan'izy ireo"

Ianao no faniloko, ry Yaveh. Manazava ny aiziko Yaveh.

Io sarinteny io dia mampitaha an'i Yaveh amin'ny fanilo, izay midika hoe manome hazavana sy fanampiana an'i Davida Izy mba hahita izy rehefa toa tsy misy fanantenana ny zavatra iray.