plt_tn/2sa/22/24.md

341 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.

nitandrina ny tenako tsy hanota aho

Io dia manondro ny fisafidianana tsy hanota amin'i Yaveh.

refin'ny fahadiovako teo imasony

Eto ny hoe "fahadiovana" dia mitovy dika amin'ny "fahamarinana" ihany. DH: "satria fantany fa efa nanao izay nandidiany aho"