# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida. # nitandrina ny tenako tsy hanota aho Io dia manondro ny fisafidianana tsy hanota amin'i Yaveh. # refin'ny fahadiovako teo imasony Eto ny hoe "fahadiovana" dia mitovy dika amin'ny "fahamarinana" ihany. DH: "satria fantany fa efa nanao izay nandidiany aho"