plt_tn/2sa/22/19.md

748 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Io dia tohin'ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy.

Tonga nanohitra ahy izy ireo tamin'ny androm-pahoriako

"Niady tamiko ireo fahavalo fony aho tao anaty fahoriana"

androm-pahoriako

Ny teny hoe "andro" dia manambara ny fe-potoana naha-tao anatin'ny fahoriana an'i Davida.

kanefa Yaveh no mpanohana ahy

"kanefa i Yaveh nanohana ahy" na "kanefa i Yaveh nanampy ahy"

toerana midadasika

Io dia manondro ny toerana izay tsy misy loza ary tsy afaka mamandrika azy ireo fahavalony.

refin'ny fahadiovan'ny tanako

Eto ny hoe "fahadiovan'ny tanako" dia mitovy dika amin'ny hoe "fahamarinana" ihany. DH: "satria nankatoa ireo didiny aho"