plt_tn/2sa/22/19.md

24 lines
748 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Io dia tohin'ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy.
# Tonga nanohitra ahy izy ireo tamin'ny androm-pahoriako
"Niady tamiko ireo fahavalo fony aho tao anaty fahoriana"
# androm-pahoriako
Ny teny hoe "andro" dia manambara ny fe-potoana naha-tao anatin'ny fahoriana an'i Davida.
# kanefa Yaveh no mpanohana ahy
"kanefa i Yaveh nanohana ahy" na "kanefa i Yaveh nanampy ahy"
# toerana midadasika
Io dia manondro ny toerana izay tsy misy loza ary tsy afaka mamandrika azy ireo fahavalony.
# refin'ny fahadiovan'ny tanako
Eto ny hoe "fahadiovan'ny tanako" dia mitovy dika amin'ny hoe "fahamarinana" ihany. DH: "satria nankatoa ireo didiny aho"