plt_tn/2sa/21/20.md

449 B

efatra amby roapolo ny isany

"rantsan-tanana sy rantsan-tongotra 24 ny fitambarany"

Refaita

Io vondron'olona io dia fantatra amin'ireo mpiadiny tena vaventy.

Jonatana zanaka lahin'i Simea

Ireo dia anaran-dehilahy. I Simea dia rahalahin'i Davida.

novonoin'ny tanan'i Davida sy ny tanan'ireo miaramilany izy

Eto ny hoe "tanana" dia midika hoe "tamin'ny alalan'ny" na "tamin'ny". DH: "ary novonoin'i Davida sy ireo miaramilany izy ireo"